Jeso ô, mpitia anay, maminay ny teninao Osa ny fanahinay, fa mahery hianao.
Refrain:
Mamy ry Jeso (x3), ny fitiavanao.
Jeso ô, mpitia anay, tompon'aina hianao Maro ny aretinay, nefa samy afakao.
Jeso ô, mpitia anay, aoka hotarihinao Aza mba mandao anay, mandra-pahafatinay.
[ Return to Kids' Corner ] Here's a Puzzle for You